|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manaiky lembenana |
| Singan-teny | 2 manaiky, 3 lembenana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 manaiky izay rehetra lazaina aminy, noho ny tahotra na ny hasarotan-kenatra, manaikinaiky foana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to yield implicitly, to assent tamely, to follow the multitude for fear and shame.
[1.2] 7 to submit to oppression [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[maneky lembenana]
8 consentir par crainte ou par respect
[1.3] 9 se soumettre par crainte ou respect [1.8] |
| Tsipelina hafa | 10 maneky lembenana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|